Matthew 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tao Kapernaomy Jesosy dia nisy kapiteny iray nankao Aminy ka nitaraina Taminy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa niditra tao Kafarnaoma Izy, dia nisy kapiteny anankiray nanatona Azy ka nihanta taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niditra tao Kafarnahòma i Jesoa, dia nisy kapitenin-tafika nanatona Azy sady nitaraina taminy
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tao Kapernaomy Jesosy, dia nisy kapiteny anankiray nankao aminy ka nitaraina taminy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tao Kapernaomy Jesosy dia nisy kapiteny iray nankao Aminy ka nitaraina Taminy
malagasy
Ary nony tonga tao Kapernaomy Jesosy, dia nisy kapiteny anankiray nankao aminy ka nitaraina taminy