Matthew 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niondrana an-tsambokely Izy dia niampita ka tonga tao an-tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niondrana tamin’ny sambo kely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niondrana an-tsambokely i Jesoa ary niampita indray ka tonga tao an-tanànany.
Malagasy Bible 1865
Ary niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niondrana an-tsambokely Izy dia niampita ka tonga tao an-tanànany.
malagasy
Ary niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.