Matthew 9:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahita izany ny Fariseo dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: Nahoana kosa ny Mpampianatra anareo no miara-komana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony nahita izany ny Farisianina, dia nilaza tamin’ny mpianany hoe: «Nahoana ity Mpampianatrareo no miara-mihinana amin’ny poblikanina sy ny mpanota?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita izany ny Farisianina ka nilaza tamin’ny mpianatr’i Jesoa hoe: –Nahoana ny Mpampianatrareo no dia miara-misakafo amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo, raha nahita izany, dia niteny tamin'ny mpianatra hoe: Nahoana kosa ny Mpampianatra anareo no miara-komana amin'ny mpamory hetra sy ny mpanota?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahita izany ny Fariseo* dia niteny tamin’ny mpianatra hoe: Nahoana kosa ny Mpampianatra anareo no miara-komana amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?
malagasy
Ary ny Fariseo, raha nahita izany, dia niteny tamin'ny mpianatra hoe: Nahoana kosa ny Mpampianatra anareo no miara-komana amin'ny mpamory hetra sy ny mpanota?