Matthew 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahare izany Jesosy dia niteny hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa nandre izany: «Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa raha nandre izany: –Tsy ny salama no mila dokotera fa ny marary.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahare izany Jesosy dia niteny hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary.
malagasy
Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary.