Matthew 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankany amin’i Jesosy ny mpianatr’i Jaona ka niteny hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa dia tsy mba mifady?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, dia nankao aminy ny mpianatr’i Joany, ka nanao hoe: «Nahoana izahay sy ny Farisianina no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa no tsy mba mifady?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa ny mpianatr ’i Jôhany Mpanao batisa ka nanontany Azy hoe: –Ahoana izahay sy ny Farisianina no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?
Malagasy Bible 1865
Dia nankany amin'i Jesosy ny mpianatr'i Jaona ka nanao hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankany amin’i Jesosy ny mpianatr’i Jaona ka niteny hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa dia tsy mba mifady?
malagasy
Dia nankany amin'i Jesosy ny mpianatr'i Jaona ka nanao hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?