Matthew 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany dia ho triatra ny siny hoditra ka ho raraka ny divay sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian’ny olona divay vaovao, dia miara-voatahiry izy roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny barìka hoditra tonta tsy mba fasiana divay vaovao; fa raha izany, dia ho vaky ny barìka, ka ny divay raraka, ary ny barìka simba; fa ny barìka hoditra vaovao no fasiana divay vaovao, dia samy maharitra izy roroa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tsy mba siny hoditra tranainy no itahirizana divay vaovao; fa raha izany, dia ho rotika ny siny hoditra; ka ny divay ho raraka, ny siny hoditra hafoy. Fa siny hoditra vaovao no itahirizana divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany dia ho triatra ny siny hoditra ka ho raraka ny divay sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian’ny olona divay vaovao, dia miara-voatahiry izy roa.
malagasy