Matthew 9:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana nanaraka azy Jesosy mbamin’ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana i Jesoa, ka nandeha nanaraka azy Izy mbamin’ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana nandeha nanaraka azy i Jesoa mbamin’ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana nanaraka azy Jesosy mbamin'ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana nanaraka azy Jesosy mbamin’ny mpianany.
malagasy
Dia nitsangana nanaraka azy Jesosy mbamin'ny mpianany.