Matthew 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy vehivavy iray izay efa narary nandeha ra nandritra ny roa amby folo taona, nankao aorianany ka nikasika ny morontongotr’akanjony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nisy vehivavy nitsi-dra nandritra ny roa ambin’ny folo taona, nanatona Azy avy eo ivohony, ka nanendry ny morontongotr’akanjony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro nisy vehivavy mitsi-dra efa nandritra ny 12 taona, nanatona an’i Jesoa avy eo ivoho ary nikasika ny somotraviavin-dambany;
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy vehivavy anankiray, izay efa narary roa ambin'ny folo taona, nankeo ivohony ka nanendry ny somotraviavin-dambany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy vehivavy iray izay efa narary nandeha ra nandritra ny roa amby folo taona, nankao aorianany ka nikasika ny morontongotr’akanjony.
malagasy
Ary, indro, nisy vehivavy anankiray, izay efa narary roa ambin'ny folo taona, nankeo ivohony ka nanendry ny somotraviavin-dambany.