Matthew 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy anakampo hoe: Na dia ny akanjony ihany aza no ho voakasiko dia ho sitrana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy izy anakampony: «Na dia ny akanjony ihany aza no ho voakasiko, dia ho sitrana aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy izy anakampony: «Na dia ny lambany fotsiny aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy anakampony: Na dia ny lambany ihany aza no ho voatendriko, dia ho sitrana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy anakampo hoe: Na dia ny akanjony ihany aza no ho voakasiko dia ho sitrana aho.
malagasy
Fa hoy izy anakampony: Na dia ny lambany ihany aza no ho voatendriko, dia ho sitrana aho.[Na: voavonjy]