Matthew 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon’ilay mpanapaka ka nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany an-tranon’ilay lehibe i Jesoa, ka nahita ny mpitsoka sodina sy ny olona maro nitabataba, dia nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tany an-tranon’ilay manampahefana i Jesoa ka nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon'ilay mpanapaka ka nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon’ilay mpanapaka ka nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba,
malagasy
Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon'ilay mpanapaka ka nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba,