Matthew 9:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niteny hoe: Mialà ato ianareo; fa tsy maty Razazavavy fa matory. Dia nihomehy Azy fatratra ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mialà ianareo, fa tsy maty akory razazavavy, fa matory.» Dia nihomehezan’ireo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanao hoe: –Mialà ianareo! Tsy maty akory razazavavy fa matory! Dia nihomehezan’ny olona i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
dia nanao hoe: Mivoaha; fa tsy maty razazavavy, fa matory. Dia nihomehy Azy fatratra ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niteny hoe: Mialà ato ianareo; fa tsy maty Razazavavy fa matory. Dia nihomehy Azy fatratra ny olona.
malagasy
dia nanao hoe: Mivoaha; fa tsy maty razazavavy, fa matory. Dia nihomehy Azy fatratra ny olona.