Matthew 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa niala tao ny olona dia niditra Jesosy ka nandray ny tanan-dRazazavavy, dia nifoha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa navoaka ny olona, dia niditra izy, ka nandray ny tanan’ilay zazavavy, dia nitsangana io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony efa navoaka tany alatrano kosa ny vahoaka, dia niditra i Jesoa ka nandray ny tanan-drazazavavy ary dia niarina izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa navoaka ny olona, dia niditra Jesosy ka nandray ny tànan-drazazavavy, dia nitsangana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa niala tao ny olona dia niditra Jesosy ka nandray ny tanan-dRazazavavy, dia nifoha izy.
malagasy
Ary nony efa navoaka ny olona, dia niditra Jesosy ka nandray ny tànan-drazazavavy, dia nitsangana izy.