Matthew 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lazan’izany dia niely tamin’izany tany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niely tamin’izany tany rehetra izany ny lazan’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niely eran’io faritany io ny lazan’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lazan'izany dia niely tamin'izany tany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lazan’izany dia niely tamin’izany tany rehetra izany.
malagasy
Ary ny lazan'izany dia niely tamin'izany tany rehetra izany.