Matthew 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa niditra tao an-trano Izy dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manatanteraka izany Aho? Hoy izy ireo Taminy: Eny, Tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany an-trano Izy, dia nanatona Azy ireto jamba, ary hoy i Jesoa taminy: «Moa mino ianareo fa mahay manao izany Aho?». «Eny, Tompoko» hoy ireo taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa niditra tao an-trano i Jesoa, dia nohatonin’ireo jamba; ka hoy i Jesoa taminy: –Mino ve ianareo fa haiko atao izany? Dia novalian’izy roa lahy hoe: –Eny, Tompoko!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niditra tao an-trano Izy, dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manao izany Aho? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa niditra tao an-trano Izy dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manatanteraka izany Aho? Hoy izy ireo Taminy: Eny, Tompoko.
malagasy
Ary rehefa niditra tao an-trano Izy, dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manao izany Aho? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko.