Matthew 9:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nikasika ny masony Izy ka niteny hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notendreny ny masony, ka hoy izy: «Aoka ho tanteraka aminareo araka ny finoanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nokasihin’i Jesoa ny mason’ireto jamba sady nataony hoe: –Aoka ho tonga aminareo araka ny finoanareo.
Malagasy Bible 1865
Dia nanendry ny masony Izy ka nanao hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nikasika ny masony Izy ka niteny hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.
malagasy
Dia nanendry ny masony Izy ka nanao hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.