Matthew 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indreo ny mpanoradalàna sasany dia niteny anakampo hoe: Miteny ratsy ity Lehilahy ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny sasany tamin’ny mpanora-dalàna nanao anakampo hoe: «Miteny ratsy an’Andriamanitra Ilay io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny sasany tamin’ny mpahay lalàna dia nanao anakampo hoe: «Manevateva an’Andriamanitra ilay io!»
Malagasy Bible 1865
Ary, indreo, ny mpanora-dalàna sasany nanao anakampo hoe: Miteny ratsy ity Lehilahy ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indreo ny mpanoradalàna* sasany dia niteny anakampo hoe: Miteny ratsy ity Lehilahy ity.
malagasy
Ary, indreo, ny mpanora-dalàna sasany nanao anakampo hoe: Miteny ratsy ity Lehilahy ity.