Matthew 9:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy ireo mafy hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr’olona izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihiratra ny masony, ary i Jesoa nandrara azy mafy hoe: «Tandremo sao ren’olona izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahiratra ny mason’izy roa lahy, fa i Jesoa namepetra azy mafy hoe: –Tandremo sao fantatr’olona izao!
Malagasy Bible 1865
Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy mafy ka nanao hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr'olona izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy ireo mafy hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr’olona izao.
malagasy
Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy mafy ka nanao hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr'olona izao.