Matthew 9:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nony niala teo izy roa lahy dia nampiely ny lazany tamin’izany tany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony nandeha ireo, dia nampiely ny lazany tamin’izany tany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nony lasa ireo, dia nampiely ny lazan’i Jesoa manerana io faritany io.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nony niala teo izy roa lahy, dia nampiely ny lazany tamin'izany tany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nony niala teo izy roa lahy dia nampiely ny lazany tamin’izany tany rehetra izany.
malagasy
Kanjo nony niala teo izy roa lahy, dia nampiely ny lazany tamin'izany tany rehetra izany.