Matthew 9:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa lasa ireo dia indro, nisy lehilahy moana iray izay demoniaka noentin’ny olona teo amin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony lasa ireo, dia indro nentin’ny olona teo amin’i Jesoa indray ity lehilahy anankiray sady moana no azon’ny demony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony lasa izy roa lahy ireo, dia indro nentin’olona teo amin’i Jesoa ity lehilahy azon’ny demony mampahamoana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin'ny olona tany amin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa lasa ireo dia indro, nisy lehilahy moana iray izay demoniaka noentin’ny olona teo amin’i Jesosy.
malagasy
Ary rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin'ny olona tany amin'i Jesosy.