Matthew 9:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa ny Fariseo hoe: Ny lohan’ny demonia no androahany ny demonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Farisianina kosa nanao hoe: «Ny lehiben’ny demony no androahany ny demony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Farisianina kosa niteny hoe: –Fahefana avy amin’ny filohan’ny demony ange no androahany ny demony e!
Malagasy Bible 1865
Fa ny Fariseo kosa nanao hoe: Ny lohan'ny demonia no amoahany ny demonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa ny Fariseo* hoe: Ny lohan’ny demonia no androahany ny demonia.
malagasy
Fa ny Fariseo kosa nanao hoe: Ny lohan'ny demonia no amoahany ny demonia.