Matthew 9:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tany amin’ny sinagoga sy nitory ny Filazantsaran’ny fanjakana ary nanasitrana ny aretina rehetra mbamin’ny rofy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa nitety ny tanàna sy ny vohitra rehetra, nampianatra teo amin’ny sinagogany sy nitory ny Evanjelin’ny fanjakan’Andriamanitra, ary nahasitrana ny aretina mbamin’ny rofy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitety tanàn-dehibe sy tanàna kely rehetra i Jesoa, ka nampianatra tany amin’ny sinagôga n-dry zareo sy nanao antso avo ny Vaovao Mahafaly momba ny Fanjakàn’ny lanitra ary nanasitrana ny aretina mbamin’ny rofy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tao amin'ny synagoga sy nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tany amin’ny sinagoga sy nitory ny Filazantsaran’ny fanjakana ary nanasitrana ny aretina rehetra mbamin’ny rofy rehetra.
malagasy
Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tao amin'ny synagoga sy nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra.