Matthew 9:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamin’ny mpianany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy tamin’ny mpianany: «Ny vary hojinjaina be, fa ny mpijinja no vitsy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy Izy tamin’ny mpianany: –Be ny vokatra, fa ny mpiasa hamory no vitsy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy tamin'ny mpianany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamin’ny mpianany:
malagasy
Dia hoy Izy tamin'ny mpianany:Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.