Matthew 9:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy; koa amin’izany mangataha amin’ny Tompon’ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hanangona ny vokatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa mihantà amin’ny Tompom-bary mba haniraka mpijinja amin’ny variny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa angataho ny Tompom-bokatra mba haniraka mpiasa hamory ny vokany.
Malagasy Bible 1865
Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy; koa amin’izany mangataha amin’ny Tompon’ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hanangona ny vokatra.
malagasy
Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.