Matthew 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’Olona manana fahefana etỳ ambonin’ny tany hamela heloka; dia hoy Izy tamin’ilay malemy: Mitsangàna, batao ny fandriananao, ka modia any an-tranonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mba ho fantatrareo fa ny Zanak’olona manam-pahefana etỳ an-tany hamela heloka, dia hoy Izy tamin’ilay malemy: Mitsangàna, ento ny fandrianao, ary modia any an-tranonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho fantatrareo fa ny Zanak’olona eto an-tany dia manam-pahefana hamela heloka! Tamin’izay dia hoy i Jesoa tamin’ilay malemy: –Mitsangàna, batao ny fandrianao ka ndeha mody!
Malagasy Bible 1865
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak'olona manana fahefana eto ambonin'ny tany hamela heloka (dia hoy Izy tamin'ilay mararin'ny paralysisa): Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’Olona* manana fahefana etỳ ambonin’ny tany hamela heloka; dia hoy Izy tamin’ilay malemy: Mitsangàna, batao ny fandriananao, ka modia any an-tranonao.
malagasy
Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak'olona manana fahefana eto ambonin'ny tany hamela heloka (dia hoy Izy tamin'ilay mararin'ny paralysisa): Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao.