Matthew 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiki-tahotra ny vahoaka nony nahita izany ka nankalaza an’Andriamanitra, izay nanome ny olona fahefana toy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita izany ny vahoaka, dia natahotra sy nankalaza an’Andriamanitra noho Izy nanome ny olona fahefana toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra ny vahoaka nony nahita izany ary nanome voninahitra an’Andriamanitra Izay nanolotra fahefana hamela heloka toy izany tamin’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka, raha nahita izany, dia raiki-tahotra ka nankalaza an'Andriamanitra, Izay nanome ny olona fahefana toy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiki-tahotra ny vahoaka nony nahita izany ka nankalaza an’Andriamanitra, izay nanome ny olona fahefana toy izany.
malagasy
Ary ny vahoaka, raha nahita izany, dia raiki-tahotra ka nankalaza an'Andriamanitra, Izay nanome ny olona fahefana toy izany.