Micah 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza ambaranareo any Gata izany ary aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Bety-Le-afra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ambaranareo any Geta izany; aza mitomany any Akao ianareo! Mihosinkosina amin’ny vovoka any Bet-Afrà aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza ambara any Gata izany fa tazony ny ranomasonareo! Ry mponina ao Bety-Hafrà, mihosinkosena amin’ny vovoka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Beti-le-afra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza ambaranareo any Gata izany ary aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Bety-Le-afra aho.
malagasy
Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Beti-le-afra aho.[Na: mihosinkosena... ianao][Beti-le-afra = fitoeram-bovoka]