Micah 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira. Tsy mivoaka ny trano ny mponina ao Zanàna; misaona ny ao Bety-Haezela ka tsy hanohana anareo intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandalova mitanjaka amin-kenatra, ry ikala mponina ao Safira! Tsy mivoaka ikala mponina ao Tsoanàna; ny fisaonan’ny ao Bet-Hatsely no tsy ahazoanareo mialoka eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mponina ao Safira, mandehana hatao sesi-tany ombàn-kenatra sady tsy mitafy. Tsy mahavoaka ny tanàna ireo mponina eo Tsanàna. Misaona ny ao Bety-Etsela, ka tsy azo ampiasaina hierena intsony.
Malagasy Bible 1865
Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira; Tsy mivoaka ny mponina ao Zanana; Ny fisaonan'i Beti-haezela no misakana anareo tsy hijanona ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira. Tsy mivoaka ny trano ny mponina ao Zanàna; misaona ny ao Bety-Haezela ka tsy hanohana anareo intsony.
malagasy
Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira; Tsy mivoaka ny mponina ao Zanana; Ny fisaonan'i Beti-haezela no misakana anareo tsy hijanona ao.[Safira: = tsara tarehy]