Micah 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitaintaina ny amin’ny soa ho azy ny mponina ao Marota satria loza no nidina avy tamin’NY TOMPO ho ao am-bavahadin’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ory ikala mponina ao Marôty, noho ny amin’ny fananany; fa nidina avy tany amin’i Iaveh ny loza, ho eo am-bavahadin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangovitra ny amin’ireo tombon-tsoany ny mponina ao Marôta, satria efa nidina ho ao am-bavahadin’i Jerosalema ny loza avy tamin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa malahelo ny soa ny mponina ao Marota, Satria loza no efa nidina avy tamin'i Jehovah ho ao am-bavahadin'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitaintaina ny amin’ny soa ho azy ny mponina ao Marota satria loza no nidina avy tamin’NY TOMPO ho ao am-bavahadin’i Jerosalema.
malagasy
Fa malahelo ny soa ny mponina ao Marota, Satria loza no efa nidina avy tamin'i Jehovah ho ao am-bavahadin'i Jerosalema.[Heb. manaintaina][Marota = fangidiana]