Micah 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fehezo amin’ny soavaly haingam-pandeha ny kalesy fitondra miady, ry mponina ao Lakisy! Niandohan’ny fahotan’i Ziona zanakavavy iny, fa tao aminao no nahitana ny fahadisoan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afehezo amin’ny kalesy ny soavaly, ry kala mponina ao Lakisa; fiandohan’ny fahotana ho an’ny zanaka vavin’i Siôna, no nahitana ny helok’i Israely ao aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mponina ao Lakisy, rohizo amin’ny soavaly haingam-pandeha ny kalesy handosiranareo; satria naka tahaka ny fahadisoan’i Israely ianareo, ka nahatonga ny mponina ao Tsiôna hanota.
Malagasy Bible 1865
Fehezo amin'ny soavaly haingam-pandeha ny kalesy, ry mponina ao Lakisy; Niandohan'ny fahotan'i Ziona zanakavavy iny, Fa tao aminao no nahitana ny fahadisoan'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fehezo amin’ny soavaly haingam-pandeha ny kalesy fitondra miady, ry mponina ao Lakisy! Niandohan’ny fahotan’i Ziona* zanakavavy iny, fa tao aminao no nahitana ny fahadisoan’ny Israely.
malagasy
Fehezo amin'ny soavaly haingam-pandeha ny kalesy, ry mponina ao Lakisy; Niandohan'ny fahotan'i Ziona zanakavavy iny, Fa tao aminao no nahitana ny fahadisoan'Isiraely.