Micah 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an’i Moreseta-Gata; ranotrambo ho an’ny mpanjakan’ny Israely ireo tranon’i Akziba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany ianao hamoy ny anananao an’i Môreseta ao Geta; ny trano ao Akziba dia ho fanodokàna ho an’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ry mponina ao Tsiôna, afoizo i Môreseta-Gata; ny tanàna Akziba dia toky manodoka ho an’ny mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an'i Moresetagata; Ranotrambo ho an'ny mpanjakan'ny Isiraely ireo tranon'i Akziba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an’i Moreseta-Gata; ranotrambo ho an’ny mpanjakan’ny Israely ireo tranon’i Akziba.
malagasy
Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an'i Moresetagata; Ranotrambo ho an'ny mpanjakan'ny Isiraely ireo tranon'i Akziba.[Akziba = ranotrambo]