Micah 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola hitondrako olon-kafa izay handova anao ianao, ry mponina ao Maresa; ho tonga hatrany Adolama ny voninahitr’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitondrako mpandresy ianao, ry ikala mponina ao Maresà; ho lasana hatrany Odolama ny tabihan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpanafika handresy anareo no halefan’ny TOMPO aminareo, ry mponina ao Maresà, ka hisitrika hatrany an-johin’i Hadolama ireo filoha tabihan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Mbola hitondrako olon-kandova ianao. Ry mponina ao Maresa; Ho tonga hatrany Adolama aza ny voninahitr'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola hitondrako olon-kafa izay handova anao ianao, ry mponina ao Maresa; ho tonga hatrany Adolama ny voninahitr’Israely.
malagasy
Mbola hitondrako olon-kandova ianao. Ry mponina ao Maresa; Ho tonga hatrany Adolama aza ny voninahitr'Isiraely.[Maresa = lova]Miheteza sy mikakasa Noho ny zanakao nahafinaritra; Halehibiazo ny solanao ho toy ny an'ny voltora, Fa lasan-ko babo niala taminao izy. [karazam-borona lehibe izay sola]