Micah 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miheteza sy mikakasa noho ireo zanakao maminao. Halehibiazo ny solanao ho toy ny an’ny vaotoro fa lasan-ko babo lavitra anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ongoty ny volonao, kakaso izy, noho ny amin’ireo zanakao malalanao; ataovy tonga sola toy ny papango sola ny lohanao fa lasan-ko babo lavitra anao ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hetezo ny volonareo ary kakaso ny lohanareo, ry mponina ao Tsiôna; halehibiazo ho tahaka ny an’ny fanindry ny sola eo an-dohanareo, noho ny amin’ireo zanaka malalanareo: satria nentina ho babo lavitra anao izy.
Malagasy Bible 1865
Miheteza sy mikakasa Noho ny zanakao nahafinaritra; Halehibiazo ny solanao ho toy ny an'ny voltora, Fa lasan-ko babo niala taminao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miheteza sy mikakasa noho ireo zanakao maminao. Halehibiazo ny solanao ho toy ny an’ny vaotoro fa lasan-ko babo lavitra anao izy.
malagasy
Miheteza sy mikakasa Noho ny zanakao nahafinaritra; Halehibiazo ny solanao ho toy ny an'ny voltora, Fa lasan-ko babo niala taminao izy. [karazam-borona lehibe izay sola]