Micah 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, NY TOMPO miala avy ao amin’ny fitoerany ary midina ka mandia ny havoana amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro i Iaveh efa hivoaka avy ao amin’ny fonenany; hidina izy handia ny havoana amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro ny TOMPO mivoaka ny toerany, ary midina ka mandeha eny am-paratampon’ny tany;
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, Jehovah mivoaka avy ao amin'ny fitoerany Ary midina ka mandia ny havoana amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, NY TOMPO miala avy ao amin’ny fitoerany ary midina ka mandia ny havoana amin’ny tany.
malagasy
Fa, indro, Jehovah mivoaka avy ao amin'ny fitoerany Ary midina ka mandia ny havoana amin'ny tany.