Micah 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, ary mivava ny lohasaha, tahaka ny savoka taninin’ny afo sy tahaka ny rano mivarina any amin’ny hantsana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tendrombohitra hitsonika eo ambanin’ny diany, ny lohasaha hitresaka toy ny savoka eo anoloan’ny afo, toy ny rano voarotsaka amin’ny tany misolampy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miempo eo ambany tongony ny tendrombohitra tahaka ny savoka taninin’ny afo; ary loadoaka ny lohasaha tahaka ny rehefa misy riaka mivarimbarina eny an-kilahila.
Malagasy Bible 1865
Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin'ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin'ny hantsana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, ary mivava ny lohasaha, tahaka ny savoka taninin’ny afo sy tahaka ny rano mivarina any amin’ny hantsana.
malagasy
Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin'ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin'ny hantsana.