Micah 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany rehetra izany dia noho ny fahadisoan’i Jakoba sy ny fahotan’ny taranak’Israely. Iza no nahadiso an’i Jakoba? Tsy i Samaria va? Ary iza no toerana fanaovana soron’i Joda? Tsy i Jerosalema va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hisian’izany dia noho ny helok’i Jakôba sy noho ny fahotan’ny taranak’i Israely. Inona no helok’i Jakôba? Tsy i Samaria va? Ary iza no fitoerana avon’i Jodà? Tsy i Jerosalema va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nikomy tamin’Andriamanitra ny taranak’i Jakôba, eny, nanota ny vahoakan’i Israely, ka mahatonga izany rehetra izany. Fa iza no nampikomy ny taranak’i Jakôba? Moa tsy i Samaria renivohiny ve? Ary iza no toeram-panasinana ao Joda? Moa tsy i Jerosalema renivohiny ve?
Malagasy Bible 1865
Noho ny fahadisoan'i Jakoba sy ny fahotan'ny taranak'Isiraely no isian'izany rehetra izany. Iza no nahadiso an'i Jakoba? Tsy Samaria va? Ary iza no fitoerana avon'i Joda? Tsy Jerosalema va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany rehetra izany dia noho ny fahadisoan’i Jakoba sy ny fahotan’ny taranak’Israely. Iza no nahadiso an’i Jakoba? Tsy i Samaria va? Ary iza no toerana fanaovana soron’i Joda? Tsy i Jerosalema va?
malagasy
Noho ny fahadisoan'i Jakoba sy ny fahotan'ny taranak'Isiraely no isian'izany rehetra izany. Iza no nahadiso an'i Jakoba? Tsy Samaria va? Ary iza no fitoerana avon'i Joda? Tsy Jerosalema va?