Micah 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no hitomaniako sy hidradradradrako ka hahatonga ahy handeha tsy mikiraro sady mitanjaka; hikaonkaona toy ny amboadia aho ary hikiakiaka toy ny aotirisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany aho dia hitomany sy hidradradradra, handeha tsy mitafy sy miboridana; handefa finaonaonana toy ny amboadia, ary fitarainana toy ny ostritsa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Mikà hoe: Noho izany, dia hitomany sy hidradradradra aho, ary handeha tsy mitafy sady tsy mikiraro. Hikonainaina toy ny amboadia aho ary hikiakiaka toy ny vorombe;
Malagasy Bible 1865
Koa izany no hitomaniako sy hidradradradrako, Ka handeha sady horobaina no mitanjaka aho; Hikaonkaona toy ny amboadia aho Ary hikiakiaka toy ny ostritsa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no hitomaniako sy hidradradradrako ka hahatonga ahy handeha tsy mikiraro sady mitanjaka; hikaonkaona toy ny amboadia aho ary hikiakiaka toy ny aotirisy.
malagasy
Koa izany no hitomaniako sy hidradradradrako, Ka handeha sady horobaina no mitanjaka aho; Hikaonkaona toy ny amboadia aho Ary hikiakiaka toy ny ostritsa.[Heb. hisaona][Na: jakala][Heb. hitomany]