Micah 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy azo sitranina ny ferin’i Samaria; mihatra amin’i Joda izany ary mahatratra ny vavahadin’ny oloko aza, dia any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fery mahafaty ny azy, fa tonga hatrany amin’i Jodà, tonga hatreo am-bavahadin’ny vahoakako dia hatrany Jerosalema. izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy mety sitrana ny ratran’i Samaria fa mitatra hatrany Joda aza, ka tonga hatreo am-bavahadin’i Jerosalema izay tanànan’ny mpiray firenena amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy azo sitranina ny ferin'i Samaria; Fa mihatra amin'i Joda izany, Ary mahatratra ny vavahadin'ny oloko aza, dia any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy azo sitranina ny ferin’i Samaria; mihatra amin’i Joda izany ary mahatratra ny vavahadin’ny oloko aza, dia any Jerosalema.
malagasy
Fa tsy azo sitranina ny ferin'i Samaria; Fa mihatra amin'i Joda izany, Ary mahatratra ny vavahadin'ny oloko aza, dia any Jerosalema.[He. ny feriny]