Micah 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, ary hanangona ny sisa amin’ny Israely. Hakambako toy ny ondry any amin’ny vala izy, toy ny andian’ondry ao amin’ny tany fiandrasana. Hisy tabataban’olona marobe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamory anao manontolo Aho, ry Jakôba ô, hangoniko izay sisa amin’i Israely; hovoriko hikambana toy ny ondry amin’ny vala izy; toy ny ondry andiany eo afovoam-bàlany no ho fisasasasan’ny olona ankabetsahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny Tompo hoe: «Hangoniko tokoa ianareo rehetra, ry taranak’i Jakôba; hovorîko tokoa ianareo sisa velona amin’ny Israely. Hatambatro ho iray tahaka ny ondry ao am-balany ianareo, tahaka ny ondry andiany eny an-tsaha fiandrasana azy no hisian’ny olona maro hifanaretsaka eto.»
Malagasy Bible 1865
Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, Ary hanangona ny sisa amin'ny Isiraely tokoa, Hakambako toy ny ondry any amin'ny vala izy, Toy ny ondry andiany ao amin'ny tany fiandrasana; Hitabataba izy noho ny hamaroan'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, ary hanangona ny sisa amin’ny Israely. Hakambako toy ny ondry any amin’ny vala izy, toy ny andian’ondry ao amin’ny tany fiandrasana. Hisy tabataban’olona marobe.
malagasy
Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, Ary hanangona ny sisa amin'ny Isiraely tokoa, Hakambako toy ny ondry any amin'ny vala izy, Toy ny ondry andiany ao amin'ny tany fiandrasana; Hitabataba izy noho ny hamaroan'ny olona.[Na: any Bozra]Ny mpanabanga miakatra eo alohany, Manabanga izy ka mandroso ho eo amin'ny vavahady, Dia mivoaka eo aminy; Ny mpanjakany mandroso eo alohany, Ary Jehovah no mitarika azy.