Micah 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpamaky lalana no miakatra eo alohany, mamaky lalana izy ka mandalo eo amin’ny vavahady dia mivoaka avy eo aminy; mandroso eo alohany ny mpanjakany, ary NY TOMPO no mitarika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miakatra eo alohan’izy ireo, ny mpanabanga. Izy ireo koa manabanga, miditra ny vavahady, ary mivoaka aminy koa; ny mpanjaka no mandroso eo anoloany, ary i Iaveh no mitarika azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miakatra eo alohanareo ny mpamaky lalana; dia hamaky ny vavahady ianareo ary hivoaka ny tanàna. Izy TOMPO, mpanjakanareo, no mandeha mitarika eo alohanareo.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanabanga miakatra eo alohany, Manabanga izy ka mandroso ho eo amin'ny vavahady, Dia mivoaka eo aminy; Ny mpanjakany mandroso eo alohany, Ary Jehovah no mitarika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpamaky lalana no miakatra eo alohany, mamaky lalana izy ka mandalo eo amin’ny vavahady dia mivoaka avy eo aminy; mandroso eo alohany ny mpanjakany, ary NY TOMPO no mitarika azy.
malagasy
Ny mpanabanga miakatra eo alohany, Manabanga izy ka mandroso ho eo amin'ny vavahady, Dia mivoaka eo aminy; Ny mpanjakany mandroso eo alohany, Ary Jehovah no mitarika azy.