Micah 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miteniteny ianareo, hoy ny fiteniteniny; aoka tsy hiteniteny toy izany izy. Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza maminany intsony ianareo, hoy izy ireo maminany. Raha tsy misy maminany amin’ireto anefa, tsy hiala ny fahafaham-baraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny rediredin’ny sasany amiko: «Aza be rediredy aminay intsony ianao! Aoka izay ny rediredy toy ny hoe: tsy hay sakanana ny fahafaham-baràka.
Malagasy Bible 1865
Aza miteniteny ianareo, hoy ny fiteniteniny; Aoka tsy hiteniteny ny amin'ireto izy, Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miteniteny ianareo, hoy ny fiteniteniny; aoka tsy hiteniteny toy izany izy. Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony!
malagasy
Aza miteniteny ianareo, hoy ny fiteniteniny; Aoka tsy hiteniteny ny amin'ireto izy, Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony![Heb. mampitete][Na: raha tsy miteniteny amin'ireto izy, dia tsy ho afaka]