Micah 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! Izany va no teninao, ry taranak’i Jakoba? Malaky tezitra va NY TOMPO? Izany va no fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao, ilay antsoina hoe taranak’i Jakôba, moa tsy manana fandeferana va i Iaveh? Izany va no asa fanaony? «Moa ny teniko tsy mba tenim-pitiavana ho an’izay mandeha amin’ny hitsiny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa voaozona ve ny taranak’i Jakôba? Malaky tezitra ve ny TOMPO? Izany ve no fomba fanaony?» Ny teniko dia feno halemem-panahy amin’ireo miaina araka ny hitsiny;
Malagasy Bible 1865
He! izany teny izany! Ry taranak 'i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin'i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! Izany va no teninao, ry taranak’i Jakoba? Malaky tezitra va NY TOMPO? Izany va no fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko?
malagasy
He! izany teny izany! Ry taranak'i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin'i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko? [Na: he!ianao izay atao hoe taranak'i]