Micah 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vao omaly no omaly no nitsanganan’ny oloko ho fahavalo; endahinareo amin’izay mandeha tsy manana ahiahy avy any an’ady ny akanjobe ivelany manarona ny fitafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omaly ny vahoakako no nitsangan-ko fahavalo: ny kapaoty endahanareo hiala eo ambonin’ny akanjo; ny mizotra tsy manana ahiahy, ataonareo fahavalo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy kosa ny TOMPO aminareo: «Nitsangan-ko fahavalon’ny vahoakako ianareo; ka ny lehilahy miverina avy any an’ady sy mandalo tsy manana ahiahy no endahanareo ny akanjobeny.
Malagasy Bible 1865
Vao omaly no omaly no nitsanganan'ny oloko ho fahavalo; Hendahanareo hiala eo amin'ny lamba ny kapôtin'izay mandeha tsy manana ahiahy, Dia izay tsy tia ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vao omaly no omaly no nitsanganan’ny oloko ho fahavalo; endahinareo amin’izay mandeha tsy manana ahiahy avy any an’ady ny akanjobe ivelany manarona ny fitafiany.
malagasy
Vao omaly no omaly no nitsanganan'ny oloko ho fahavalo; Hendahanareo hiala eo amin'ny lamba ny kapôtin'izay mandeha tsy manana ahiahy, Dia izay tsy tia ady.