Micah 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Mihainoa re ianareo, ry loholon’i Jakoba sy ianareo mpanapaka ny taranak’Israely. Tsy anjara raharahanareo va ny hahalala ny rariny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho: Mihainoa ianareo, ry loholon’i Jakôba, mbaminareo mpanapaka ny taranak’i Israely! Tsy anjaranareo va ny mahalala ny rariny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho hoe: Ry mpitondra ny taranak’i Jakôba, eny, ry mpitsara ny vahoakan’i Israely, mihainoa re ianareo. Moa tsy anjara raharahanareo ve ny hahafantatra ny rariny?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izaho: Masìna ianareo, mihainoa, ry loholon'i Jakoba, Sy ianareo mpanapaka ny taranak'Isiraely: Tsy anjara-raharahanareo va ny hahalala ny rariny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Mihainoa re ianareo, ry loholon’i Jakoba sy ianareo mpanapaka ny taranak’Israely. Tsy anjara raharahanareo va ny hahalala ny rariny?
malagasy
[Ny nahadiso ny lehiben'ny Isiraely sy ny mpaminany, ary ny handravana an'i Jerosalema]Ary hoy izaho: Masìna ianareo, mihainoa, ry loholon'i Jakoba, Sy ianareo mpanapaka ny taranak'Isiraely: Tsy anjara-raharahanareo va ny hahalala ny rariny?