Micah 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ianareo izay manangana an’i Ziona amin’ny fandatsahan-dra, sy i Jerosalema amin’ny faharatsiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manangana an’i Siôna amin’ny fandatsahan-dra, sy i Jerosalema amin’ny faharatsiana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny fandatsahan-dra no anorenanareo an’i Tsiôna; amin’ny famoretana no anorenanareo an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Dia izay manangana an'i Ziona amin'ny fandatsahan-drà Sy Jerosalema amin'ny faharatsiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ianareo izay manangana an’i Ziona* amin’ny fandatsahan-dra, sy i Jerosalema amin’ny faharatsiana.
malagasy
Dia izay manangana an'i Ziona amin'ny fandatsahan-drà Sy Jerosalema amin'ny faharatsiana.