Micah 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ianareo izay mankahala ny tsara ka tia ny ratsy, izay manendaka ny hoditry ny olona sy ny nofony amin’ny taolany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ianareo izay mankahala ny tsara sy tia ny ratsy, manendaka ny hoditra amin’ny vatana, sy ny nofo amin’ny taolana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia ny tsara no halanareo ary ny ratsy no tianareo, ka endahanareo mbamin’ny hoditry ny olona sy ny nofony mandrakotra ny taolany.
Malagasy Bible 1865
Dia ianareo izay mankahala ny tsara ka tia ny ratsy, Izay manendaka ny hoditry ny olona Sy ny nofony amin'ny taolany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ianareo izay mankahala ny tsara ka tia ny ratsy, izay manendaka ny hoditry ny olona sy ny nofony amin’ny taolany;
malagasy
Dia ianareo izay mankahala ny tsara ka tia ny ratsy, Izay manendaka ny hoditry ny olona Sy ny nofony amin'ny taolany,