Micah 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no hahatongavan’ny alina aminareo ka tsy hisy fahitana intsony, ary koa ny maizina aminareo ka tsy hisy fanandroana intsony; fa hilentika tsy hanazava ireny mpaminany ireny ny masoandro ary ho maizina aminy ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa alina no ho azonareo ho solon’ny fahitana; ary haizina ho solon’ny faminaniana; ny masoandro hilentika amin’ny mpaminany ary ny andro ho maizina amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, foana ny fisehoam-pahitana fa ny alina no ho aminareo mpaminany mpamitaka. Foana koa ny fanambaràna ny ho avy fa ny haizina no hanarona anareo. Hilentika aminareo ny masoandro, ka ho maizina aminareo ny andro!»
Malagasy Bible 1865
Koa izany no hisian'ny alina aminareo, ka tsy hisy fahitana, Ary ny maizina aminareo, ka tsy hisy fankatovana; Fa hilentika tsy hanazava ny mpaminany ny masoandro, Ary ho maizina aminy ny andro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Koa izany no hisian'ny alina aminareo, ka tsy hisy fahitana, Ary ny maizina aminareo, ka tsy hisy fankatovana; Fa hilentika tsy hanazava ny mpaminany ny masoandro, Ary ho maizina aminy ny andro,