Micah 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho kosa dia feno hery avy amin’ny Fanahin’NY TOMPO, mbamin’ny rariny sy fahasahiana mba hanambara amin’i Jakoba ny helony sy hilaza amin’Israely ny fahotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho kosa feno hery, omban’ny Fanahin’i Iaveh, ary feno rariny aman-kerim-po, hanambara amin’i Jakôba ny helony; sy amin’i Israely ny fahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa, noho ny Fanahin’ny TOMPO, dia feno tanjaka sy rariny ary herim-po, mba hanambara amin’ny taranak’i Jakôba ny helony, eny, mba hanambara amin’ny vahoakan’i Israely ny fahotany.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho kosa dia feno hery, dia ny Fanahin'i Jehovah, Mbamin'ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho kosa dia feno hery avy amin’ny Fanahin’NY TOMPO, mbamin’ny rariny sy fahasahiana mba hanambara amin’i Jakoba ny helony sy hilaza amin’Israely ny fahotany.
malagasy
Fa izaho kosa dia feno hery, dia ny Fanahin'i Jehovah, Mbamin'ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany.[Na:amin']