Micah 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba mihainoa izao, ianareo loholon’ny taranak’i Jakoba sy mpitondra eo amin’ny taranak’Israely, dia ianareo izay manao ny rariny ho fahavetavetana sy mamadika ny hitsiny rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa henoinareo izao, ry loholon’ny taranak’i Jakôba, sy mpanapaka ny taranak’i Israely, izay mankahala ny rariny, sy mamadika ny hitsiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpitondra ny taranak’i Jakôba, eny, ry mpitsara ny vahoakan’i Israely, henoinareo re izao: Halanareo fatratra ny rariny, ary avadikareo ny hitsiny rehetra.
Malagasy Bible 1865
Masìna ianareo, mihainoa izao, Ry loholon'ny taranak'i Jakoba, Sy ry mpanapaka ny taranak'Isiraely, Dia ianareo izay manao ny rariny ho fahavetavetana Sy mamadika ny hitsiny rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba mihainoa izao, ianareo loholon’ny taranak’i Jakoba sy mpitondra eo amin’ny taranak’Israely, dia ianareo izay manao ny rariny ho fahavetavetana sy mamadika ny hitsiny rehetra,
malagasy
Masìna ianareo, mihainoa izao, Ry loholon'ny taranak'i Jakoba, Sy ry mpanapaka ny taranak'Isiraely, Dia ianareo izay manao ny rariny ho fahavetavetana Sy mamadika ny hitsiny rehetra,