Micah 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia tafangona hamely anao ny firenena maro izay milaza hoe: Voaloto i Ziona, ary aoka hifaly mijery azy ny masontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny kosa efa tafavory hamely anao, ny firenena maro; ka manao hoe: Aoka halàm-baraka izy, ary aoka hibanjina an’i Siôna ny masontsika!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny efa nangoniko hamely anareo ny firenena maro izay miteny hoe: «Aoka ho afa-baràka i Tsiôna ary aoka isika hijery ny faharavàny!»
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny dia tafangona hamely anao ny firenena maro, Izay manao hoe: Aoka halam-baraka Ziona, Ary aoka ny masontsika ho faly mijery azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia tafangona hamely anao ny firenena maro izay milaza hoe: Voaloto i Ziona, ary aoka hifaly mijery azy ny masontsika.
malagasy
Ary ankehitriny dia tafangona hamely anao ny firenena maro, Izay manao hoe: Aoka halam-baraka Ziona, Ary aoka ny masontsika ho faly mijery azy.[Heb. holotoina]