Micah 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo tsy fantatr’ireny ny hevitry NY TOMPO ary tsy azony ny fisainany: Efa nanangona azy toy ny amboara ho ao am-pamoloana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatr’izy ireo anefa ny hevitr’i Iaveh; ka tsy azony an-tsaina ny hevitra voakasany, dia ny nanambàrany azy ireo toy ny amboara eo am-pamoloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tsy fantatr’ireny ny hevitry ny TOMPO, tsy takany ny fikasany, dia ny nanangonany azy tahaka ny amboara ao am-pamoloana hivelezana azy.
Malagasy Bible 1865
Kanjo tsy fantatr'ireny ny hevitr'i Jehovah, Na azony ny fisainany; Fa efa nanangona azy toy ny amboara ho ao am-pamoloana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo tsy fantatr’ireny ny hevitry NY TOMPO ary tsy azony ny fisainany: Efa nanangona azy toy ny amboara ho ao am-pamoloana Izy.
malagasy
Kanjo tsy fantatr'ireny ny hevitr'i Jehovah, Na azony ny fisainany; Fa efa nanangona azy toy ny amboara ho ao am-pamoloana Izy.